news /
Mara Carson’s biography, net worth, fact, career, awards and life story
| Intro | Malagasy musician |
| A.K.A. | Mara Carson Rangers |
| Is | Musician |
| From | Madagascar |
| Type | Music |
| Birth | 1959, Madagascar |
| Age: | 61 years |
Mara Carson Rangers dia teraka tamin’ny taona 1959 tany amin’ny faritra atsimon’i Madagasikara.
Maro ny karazana mozika nianarany, na bàn-kira vahiny na bàn-kira malagasy. Efa niara-niasa tamin’ny Tarika Sammy sy ny tarika Lolo sy ny tariny izy. Tamin’ny taona 1980 no niakarany an-tsehatra voalohany, ary ny taona 1981 no nitsanganan’ny tarika Carson. Mbola nanohy ny fianarany momba ny “Lalàna” teny amin’ny Anjerimanontolo izy nandritra izany.
Isan’ireo hira nahalalana azy tamin’izany ny Oram-pahavaratra (1982), Manina anao (1983), Fasana faharoa (1986). Ny taona 1988 izy no namorona sy nilalao ny feon-kira nandravaka ilay horonantsary hoe “Angano angano, Contes et légendes de Madagascar” izay notontosain’i Cesar Paes.